Tsara tena tsara

GAFLI

Tsara tena tsara


Tsara tena tsara ny mankalaza ny Ray Tsitoha
Fa afa-mamoaka rakitra tsara izay vokatry ny fo
Feo fifaliana manako hatrany an-danitra
Amboaram-peo, dia feo fihobiana ho an’Andriamanitra


Fenoy fiderana ny Tompo ny andronao
Fa mamiratra ao am-ponao Jesoa
Ireo malahelo sy kivy mba hizarao
Fifalina masina mba ho ravo fo
Tsara tena tsara …


Ny fanahy ravo mahita fiadanana
Loharano velona ao i Kristy
Fa sambatra ireo izay mizara amin’ireo namana
Fa an-danitra any ny valim-pitia
Tsara tena tsara


Tsara !!!


·