Tsara ny Tompo
Antoko Mpihira AFAS (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)
Tsara ny Tompo
Dera, laza ho Anao ry Tompo Masina รด !
Feo fisaorana koa, indro atolotray,
noho ny Fahasoavanao.
Be Fitiavana Hianao ry Telo izay Iray;
Aminao avokoa izay rehetra ilainay,
ry Jesosy Tomponay.
Ref.
Haleloia ! Derao fa tsara ny Tomponao.
Ao Aminy koa ny lova ho ahy sy ho anao.
Haleloia ! Derao fa tsara !
Tsara ny Tomponao!