TSARA NY TOMPO
ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
TSARA NY TOMPO
Indro apetrako eo an-tananao ry Ray oh
Ny fiainako rehetra ka anjakao
Indro izay rehetra ananako omeko
Hanandratako Anao re
REFRAIN:
Hanandratra Anao aho Jesosy oh
Hidera ny anaranao
Ny voninahitrao no hiraiko
Fa sarobidy laotra Ianao
Ny vavanao no aoka idera Azy
Hiraho koa ny tongotra
Izay rehetra anananao omeo Azy
Fa tsara tokoa ny Tompo
REFRAIN:
Koa andeha isika hiara hidera
Fa mendrika Azy izany
Aoka isika iara Hisaotra
Fa tsara tokoa ny Tompo