Tsara ny asanao

AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)

Tsara ny asanao



  1. lzay voavonjinao miara-mankalazanao
    Ry Mpanjaka o o
    Noho ny fahalehibiazanao, noho ny herinao
    Tsy voafaritra aaa
    Tompo avo indrindra lanao
    Tsisy ny mihoatra Anao , fanaperana a a
    Ny amiko rehetra anjakao tsy misy fetra
    Tena tiko lanao a aaa


REF :
Fa tsara ny asanao (2x) , lanao no lalana
Noho ny fitiavanao, noho ny fahasoavanao
De voavonjy aho
He ! dera asandratray,
he ! faly izahay fa mpandresy
Hirahira atolotray, he ! hosana ho Anao ry Ray
Anao mandrakizay !!



  1. lanao izay nofidiko
    Nomenao ahy lay tena tiko tsy nolavinao
    Notsenainao hafaliana lay aina mba nirina
    Fitahiana soa ouou
    Misy harena volamena
    Ho an’ireo ‘zay manantena ho ao an-dapasoa
    Ny ahy ventesiko isan’andro amin-kira sy lamako
    Ny Anaranao a aaaa


REF : …….


Tompo avo indrindra lanao
Tsy misy ny mihoatra Anao
Ho feno fiadanana anie ‘zay mitoetra
ao anaty mandanao
Izany no iderako Anao
Ho eo am-bavako mandrakizay
Vonona hanao ny asanao ouhh


Tsara! Eh ny asanao Jesoa
Dera ! No asandratray ho Anao
Hira ! he hosana atolotray
Saotra !!!


Tsara! Eh ny asanao Jesoa
Dera! No asandratray ho Anao
Hira ! he hosana atolotray
Saotra ! No mendrika Anao Mpanjakanay


·