tsara ny ahalalanao

Chorale Taratr'i Maria

tsara ny ahalalanao


Tsara, no ahalalanao fa Jesoa iô
No afo, mpanazava ny mpiara-belona
Tsara, no ahalalanao fa Jesoa iô
No FAHAZAVANA


Fa nasehony tokoa ny voninahiny eia
Maha zanak’Andriamanitra Azy eh,eh
Fa natsangany iaby gny maty eia
Nositraniny iaby gny marary


Fa nasehony tokoa ny voninahiny eia
Maha zanak’Andriamanitra Azy eh,eh
Nosakanany iaby gny ratsy eia
Fa natolony iaby gny soa ah


Faly, faly ahay Tompo
Amin’ny fahasoavana
Faly, faly ahay Tompo
Amin’ny fahasoavana


Tsara, no ahalalanao fa Jesoa iô
No afo, mpanazava ny mpiara-belona
Tsara, no ahalalanao fa Jesoa iô
No FAHAZAVANA


Fa nasehony tokoa ny voninahiny eia
Maha zanak’Andriamanitra Azy eh,eh
Fa natorony iaby gny lalany eia
Ahazoantsikà gny ainy


Fa nasehony tokoa ny voninahiny eia
Maha zanak’Andriamanitra Azy eh,eh
Fa nafoiny iaby gny ainy eia
Mba hanehoany tena fitiavana


Faly, faly ahay Tompo
Amin’ny fahasoavana
Faly, faly ahay Tompo
Amin’ny fahasoavana


Tsara, no ahalalanao fa Jesoa iô
No afo, mpanazava ny mpiara-belona
Tsara, no ahalalanao fa Jesoa iô
No FAHAZAVANA


·