Tsara Jesosy

None

Tsara Jesosy


Fiainana ety dia mampahory namako oh
Fiainana tsy mba mampifaly fa tena mijaly
Jesosy ihany rĂ´ hifikiro fa Izy irery ihany
Lalana izay andehanantsika makany an-danitra any


Ref : Ka iha avao ro eh
K’aza misalasala
Aza matahotra eh
F’andrao toy tara
Aomba eh *4


Mijaly izay miala amin’i Jesoa
Izy ihany lala-miakatra any


Fiainantsika toy fa miharaty,
Longo iaby mifamitaka eh
Ity misy vahaolona ambarako
Jesosy avao ro hifikiro eh!


·