Tsara indrindra

None

Tsara indrindra


Izao tontolo izao
Miankohoka Aminao
Fa tsara indrindra Ianao
Ny olona rehetra hanandratra Anao
Mendrika Anao ihany


Réf:
Faly e! Mankalaza Anao ‘zahay
Faly e! Midera anao ry Ray
Fa lehibe ny voninahitrao
Faly e! Fiderana no atao


Fa tonga izahay e
Te hidera, te hilaza ny hatsaranao
Te hanambara fa tsisy ny toa Anao tety
F’Ianao irery no afaka hitokisana ry Ray


·