Tsara indrindra
Altesse
Tsara indrindra
Tsisy avelako hisy olona
Na zavatra hafa
Ho be tombam-bidy
Mihoatra noho Ianao. (x2)
F’Ianao no zava-drehetra amin’ny fiainako
Ho valim-pitia lehibe indrindra ho ahy Ianao!
Fahasambarako, fifaliako, harenako, tsy atakaloko!
Voninahitro, reharehako, ’lay tsy foiko mandrakizay!
….

F’Ianao no tsara indrindra amin’ny fiainako
Tsy misy soa ananako azoko ampitahaina aminao!
F’Ianao no tsara indrindra amin’ny fiainako
Tsy misy tiako indrindra mihoatra noho Ianao!

Raha Ianao…