TSARA IANAO

Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa

TSARA IANAO


Avy eto agnay hidera sy hanandratra Anao
Fa avo sy mahatalanjogna ny asanao!
Hihira aho hataoko ren’izao tontolo izao e!
Fa tsara eko aho tsa hiala aminao mandrakizay!


Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara ny eo agnilanao
Hidera hanandratra ny Anaranao e!
Fa tsara e! eko aho tsa hiala e! aminao mandrakizay!


Avy aminao hery sy tanjaka ,fahasalamana!
Afoiko ho Anao ny hatanorako hanao ny asanao!
Hihira aho hataoko ren’izao tontolo izao e!
Fa tsara eko aho tsa hiala aminao mandrakizay!


RANDRIANANJA Liantsoa (2022)


·