Tsara Andriamanitra

Natiora Z

Tsara Andriamanitra


MMMMMmmmmmmm! (*2)
OOOOOOOoooooooooooo!
Manaitaitra ny loha, Manainganainga ny fo (*2)
Ho vazoko ary izay tonga lafatra eh!
Ka ho asandratro tsy mba mitsahatra
Ny manontoloko dia resy lahatra eh!
FA TSARA ANDRIAMANITRA


Avia ry velona oh! Misaora ny Tompo nahary eh!
Midera ny anarany eh! Na finaritra ianao na mijaly eh!
Aoka tsy hisalasala intsony,
Ny fo no atolory


Ref
FA TSARA eh eh! TSARA ANDRIAMANITRA  (*2)
TSARA eh eh! TSARA ANDRIAMANITRA
FA TSARA eh eh! TSARA ANDRIAMANITRA


MMMMMmmmmmmmmm(*2)
OOOOoooooooooooooo
Malaky nareo zareo, andeha isika
anandra-peo(*2)
Ampiaraka vazo sy hira amin’ny fo tena
feno hafaliana
Hiara-ihiaka ilay fihobiana oa
FA TSARA ANDRIAMANITRA


OH vetso oh oh !


Vetsovetsoiko ao ambavako eh eh!
( FA TSARA ANDRIAMANITRA )
Atsangako ambony ny tanako eh eh!
( FA TSARA ANDRIAMANITRA )
Afarako an’ireo taranako eh eh!
( FA TSARA ANDRIAMANITRA )


                        Ho ampalalaiko ireo tsy miova fo
Fa Andriamanitra oa soasoa
Ambarako anao izay tsy mahalala
Fa Ilay Mahery tsy manan-tsahala

Ref (…)


       OH vetso oh oh!  (........)

Ref (…)
Fa Tsara eh eh eh eh!
TSARA ANDRIAMANITRA


                                      A/c: RAKOTOZAFY Etienne

·