Tsara amin'ny fanahiko ianao

Joseph Dylan Parkinson

Tsara amin’ny fanahiko ianao


1-raha manenika ahy toa rano ny fiadanana
Na manonja ny alahelo
N’inona anjarako,ampy ahy ianao jeso
Tsara amin’ny fanahiko ianao


   Ref:tsara amiko ianao,tompo oh tompo oh

Tsara amin'ny fanahiko ianao

2-na ho avy Satana sy ny fitsapana
Mahazo toky aho satria;
Kristy no mihevitra ny fanahiko
Nandatsaka ny rany ho ahy


    Ref:tsara amiko ianao,tompo oh tompo oh

Tsara amin'ny fanahiko ianao

3-fiadanam-po sy fiadanan-tsaina koa
Ny otako voafantsika;
Koa afaka aho,deraina ny tompo
Tsara amin’ny fanahiko ianao


·