TRANON'OMBY VE JESOA

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

TRANON’OMBY VE JESOA


Tranon’omby ve Jesoa
No mba ndray Anao
Raha tonga teto an-tany
Fa ny foko ve Jesoa
Tsy mendrika Anao
Noho ny fahotany


Tsy ho takatry ny saiko tokoa ry Tompo ô !
Fa raha tonga teto Ianao ho famonjena
Dia nanetry tena tanaty tranon’omby
Nolavinao ny lapa soa
Nefa kosa soa
(Ho tranon’omby)
Nefa kosa Tompo ô !
(Nefa kosa Tompo)
Tiako raha itoeranao anio ny
Ka ho mendrika Anao
(mendrika Anao)
Ka (mba) hadio (sy) ho tia
(ny misaotra) Anao tany


·