Toy ny diera
Amboaram-peon'i Betela
Toy ny diera
Toy ny diera maniry ny rano anony
Ny foko maniry Anao
Ry fanahiko, ry fanahiko
Nahoana no mitanondrika ianao
Nahoana no mitanondrika ianao
Nahoana e? No mitanondrika ka mitoloko ao anatiko
Manantenà ny Tomponao
Manantenà ny Tomponao
Manantenà ny Tomponao
Manantenà ny Tomponao
Tomponao, Tomponao
Manantenà ny Tomponao