TOVY

Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]

TOVY




  1. Tovy ry tsitoha izay sitraponao
    Mety hahafaly ny fo
    Mety hahory ihany koa
    Fa tovy aminay izay tianao atao
    Ho voazaha toetra Aminao




  2. Raha finoako Anao Jesoa
    Mino aho mino aho mino aho mino aho
    Ka na inona hiseho ety, akipiko ny masoko
    Jesoa no banjiniko, Jesoa no mpamonjiko




Refrain
Ny mankatoa ny teninao soa
Tsy ahadiso izay safidy atao
Hamatsy hery, tsy hamely irery
Hikendry izay hahasoa anay


·