Tositosy hantahanta

DODA

Tositosy hantahanta

(ft. Lanto)

Izaho dia manaiky ho tia anao ato am-poko
N’aiza n’aiza no aleha dia efa anao manontolo ny aiko
Fa safidy tsy an-tery no iarahantsika mamindra
Tiako ianao, tiako ianao, tiako manomboka hatreto.

Ho faly tokoa izany foko raha eto anilan’ny tiana
Tositosy, hantahanta.
Ny foko mitopam-pitia e, ho anao ka dia matokia
Matokia, matokia
Ho anao ka dia matokia
Hizory ny lalam-pitia.

·