Torio ny marina

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Torio ny marina


TORIO NY MARINA
Torio ny marina,fa aza hafenina
Fa izay nandray an’I Jesoa dia tsy mba hanenina
Ilazao fany andriamanikafaaloha
Dia hody fandrika ho azy tokoa


Torio maika fa Jesoa
Ilay mofonaina sy loharano soa
Izay misotro dia tsy hangetaheta intsony
Fa hiy loharano hiboiboika ao am-pony


Torio aminy fa Jeoa Tompo
Dia nanolotra ny tenany ho azy
Sy manadio ireo rehetra naloto
Ambarao tsara azy fa tsy vazivazy


Torio aminy fa tsara Jeoa Tompo
Dia nanoloptra ny tenany ho azy
Mba hanadio ireo izay voaheloka
Sy hamonjy ireo osa sy reraka


Ref: torio aminy, torio aminy avokoa
Ireo fampanantenan’I Tompo Jesoa
Mba hinoany,hinoany amin’izay
Ilay Telo Izay Iray, Ilay Telo Izay Iray,


·