TONGA NY MESIA
Lehilahy FLMAK
TONGA NY MESIA
Tsaroanay ilay sasak’alimbe
Nahaterahan’i Jesô zaza re
Mpanjaka masina sy lehibe
No nidina hanafak’ota re
REF :
Haleloia derainay ianao ry Ray ô
Fa mendrika Anao ny voninahitra
Hosana hoby ventso ho Anao
Tanteraka ny fiandriananao
Feo fiderana manakoako ery
Mitory hatrany fa tonga ny Mesia
Ny voary rehetra mirana sy faly ery
Fa tonga eto an-tany Ilay kristy
A/C : group MIHARY