Tonga ny Mesia

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Tonga ny Mesia


TONGA NY MESIA




  1. Misy feo avy any an’efitra
    Feon’Anjely mihirahira hoe :
    Ny Mpamonjy no teraka ho antsika
    Ao an-tanànan’i Davida


    Ref :
    O ô ô… Noely ! Mihira ireo Anjely
    O ô ô… Noely ! Masina indrindra a
    O ô ô… Noely ! Fanavotana
    Satria indro tonga ny Mesia



  2. Zazakely no teraka ho antsika
    Teraka ao anatin’ny tranon’omby
    Izay mitondra, hazavana lehibe

    Famonjena ho antsika




·