Tonga namana
None
Tonga namana
Ny fifaliako izay mba hiriko
Tsisy toloko mamin’ny foko
Fa tonga namana iray
Izay tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Ny taram-poko, tiako ho zaraina
Ho kolokoloiko amin’ny
Fa tojo namana iray
Izay tiako sady tia ahy
Tsisy ahiahy, mandrakizay
Izahay no efa toy izao
Fa nomenao sady natolotrao
Ny fonay no efa tsy mendrika