TONGA HO FAMONJENA ANTSENA I JESOA
Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)
TONGA HO FAMONJENA ANTSENA I JESOA
O manafo ô, andao antsena hidera
Hidera an-janahary e, fa teraka niany gne famonjena
Andao e ! Andao antsena hagnoby
Agne Zagnahary Mpamonjy fa Jesoa teraka niany
Efa nojakain’ny mpaminany (Ny mpaminany e)
Zagnahary nandefa ny Zanany e ! (Ho famelana)
Nojakain’i Anjely Gabriely (Tamin’i Maria)
Fa teraka Jesoa zazakely
Ho famonjena antsena Izy e !
Ho famonjena antsena an an !
Ho famelana antsena Izy e !
Hisolo heloka antsena
(ô manafo ô ô)
Ho famonjena antsena Izy e !
Ho famonjena antsena an an !
Ho famelana antsena Izy e !
Hisolo heloka antsena
Ô zavavy e ! Izy teraka ambalan’omby
Hampianatra sy hitory e, ny vaovao mahafaly
Izy e, hagnasitrana ny marary
Hagnamaivagna ny mavesatr’entana
Hamafy ny mamy
Aleloia e ! Teraka Jesoa zazakely
Antsoina hoe Emanoela
Ho famonjena antsena iaby
Aleloia e ! Aleloia akaro ambony
Fa antsena dia ho voavonjy
Derao ‘lay Ray ao ambony.
A/C: Doux-Ciel