Tonga Hidera

Jaw's Band

Tonga Hidera


Tonga Hidera ny anaranao mahery
ny zanakao e!


Ray o!
Tompo E!


Dia Hidera Anao ry Ray
Te Hahita anao indray


Ho eo ny Fanatrehanao
Raha Hihira Aho
Dia izao Fiderana izao
no Hankalazana anao


Ho eo ny Fanatrehanao
Raha hihira eto aho


Ray o!
Tompo E!


Tonga Hidera ny anaranao mahery
ny zanakao e!


·