Tondray ny herinao
Pasteur Jocelyn RANJARISON
Tondray ny herinao
Ianao no iriko
Tompo ô, mila Anao aho
Ka ny ato am-poko
Mitady Anao fatratra
Dia Ianao ilay tian’ny fanahy
Dia Ianao, fantatrao ny momba ahy
Fenoy Anao aho, Tompo ô
Tondray ny herinao
Ho kotsan’ny fitiavanao