Tompo Tia Ahy

Groupe Lalao

Tompo Tia Ahy



  1. Tompo tia ahy ianao
    N’inona lasako natao Taminao
    Tsy sasatra Ianao niantso ahy
    Maneho fitiavana


N’aiza hombàko, n’aiza misy ahy

Eo foana Ianao
Mibitsika, miantso, X2
Miangavy, mitalaho
Ny hanoina Anao Jesô.



  1. Manomana toerana ho ahy Ianao
    Lavitry ny sento sy ireo talaho
    Ny alahelo tsy ho hita ao intsony
    Fiadanana no hiainana ao.


Maniry aho ho tonga

Ao an-tranonao
Faingàna Ianao handray ahy X2
Fa vonona aho
Ho any Aminao


Ho any Aminao, ho any Aminao.


A/C : Lalao


·