Tompo tia
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Tompo tia
Tompo tia o izao no zava-kendreko
Raha mbola miaina aho ray o dia ekeko
ny hanasoa ity tany nomenao ahy
Amin’ny herim-poko sy saina e, ary koa fanahy
O tolory fahendrena aho mbay lalana
mba hahaizako manompo tanindrazana
zay no fikasana sy ezaka atao
raiso Tompo o mba tahio e sy arovinao
Mbola maro anie ireo mijaly sy ory
Tsy mba misy izay mampifaly azy akory
Ao ireo mijaly ara-nofo fanahy
Vonton-tsento lava izy ireny ka mangahiahy