TOMPO TIA

ATF

TOMPO TIA


Tiako raha Ianao, no hitantana ahy
Mandritra ny androm-piainako
Ka indro vonona aho, hanaradia Anao
Ka arovy re, raha sitrakao tokoa.


Réf :
Fa Ianao Ray tsy mandao
Na mafy ny ady ety
Matoky anao ‘zahay
Ry Jesoa Tompo be fitia
Hanohy ny asanao
Hamerina ireo nania
Ho ao am-balanao
’ Zay natombokao tety


·