TOMPO O MAMINDRA FO AMINAY
None
TOMPO O MAMINDRA FO AMINAY
1- Milomano anatin’ny fahotana izahay ry Tompo ô
Ka maniasia lavitra anao izahay olombelona
Réf : Tompo ô (kristy ô) mamindrà fo aminay
Tompo ô (kristy ô) mamindrà fo
2- Miraparapa ao anatin’ny haizina izahay ry Kristy ô
Tsy mahita ny ambany maso fa sodokan’ny fiainana
3- Nanilikilika anao hatrany izahay ry Tompo ô
Tsy nihevitra hoe fa misy ny fanahinao ka nanao ny tsy mendrika