TOMPO MBA MAMIKO INDRINDRA

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

TOMPO MBA MAMIKO INDRINDRA


Tompo mba mamiko indrindra
‘Zany hiara dia Aminao
Koa tantano aho hahay hamindra
Sy hanaraka anao hatramin’izao
Mandalo e! ny fiainanako ety
Ka mielina sy mora lo
Mora resin’ny fankam-panahy ka harovy
Hijor sy tena ho sahy


tantano tsinjovy indrindra arovy
Ka mba tsy hivily hania
fa sarotra mantsy ny lalan-kombana
ty tompo miantso anao aho avia
Havaozy ny foko anompoako Anao
Hiverina hatranon-dRay
Ka hifikitra mafy eo an-tratranao aho
Ho olombaovao indray


·