TOMPO MALALA
Ampifafi
TOMPO MALALA
Tompo malala ô! Atolotro Anao
Ny fiainako ety
Fiainana mahantra sy be tebiteby
Ary reraka am-po
Raiso fa foiko ho Anao ry Kristy
Ho Anao ho doria
Satriko hidera tsy hiato ny anaranao
Fa Aminao ry Jeso ny faniriako
Eo anilanao no tena tiako
Tompo malala ô! Ekeo ho Anao
Tompo malala ô! ny fiainako izao
Raiso fa foiko ho Anao ka anjakao