TOMPO MALALA

Feon'ny fiderana

TOMPO MALALA



  1. Ny Tompo Malala nijaly fahizay ka tsaroanay hatrany hatrany
    Notondroin’olo_maro ho mpaminany sandoka sy teny maro hafa toy ny esoeso
    Kanefa ny Tompo nanolotra ny ainy hamonjy izao tontolo izao
    Ka mibaboka sy mangatam_pamelana izahay ry Tompo mahery.


Ref:Voasatro_tsilo sy nombohoina teo ambony hazo iray e
Niaritra ny mafy sy teny maro hafa izay nampilatsaka ny ranomaso
Nanolotra ny ainy sy nandatsaka ny ràny izy teo ambony hazo fijaliana
Nisento ny foko naharitra tokoa,maty Jesosy Mahery.



  1. Tantara izany ka tsaroanay hatrany ho modely ho an’ny olona rehetra
    Ho tanteraka izany satria fanavotana izao tontolo izao izay mila vonjy
    Ka mino izahay ry Tompo Mahery fa ianao no mitantana anay
    Maty Jesosy nisolo voina kanefa nitsangana indray


·