TOMPO MALALA

APF TANGAINA

TOMPO MALALA


Tompo malala o! atolotro ho Anao ny fiainako ety
Fiaina-mahantra sy be tebiteby ary reraka am-po
Raiso fa foiko ho Anao ry Kristy, ho Anao ho doria
Satriko hidera tsy miato ny Anaranao


F'Aminao ry Jesoa ( Tompo malala o ! Ekeo Ho Anao )
No faniriako ( Tompo malala o ! Ekeo Ho Anao )
Eo an-tratranao ( Tompo malala o! ekeo )
Ekeo ny fiainako izao

Tompo Malala o! Ekeo ho Anao
Tompo Malala o! ny fiainako izao
Raiso fa foiko ho Anao, ka hanjakao .


Nampiditra : Niaina


·