TOMPO MAHERY

ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)

TOMPO MAHERY


Mahery Tompo oh Ianao
Ka navelanao eto izahay
Ka narotsakao taminay
Ilay Fanahy Masinao


REFRAIN:
Hafanao ny fonay
Hafanao hazoto hatrany
Mba ho fotaovana mahery
Hampiely ny asanao
Hafanao hatrany hatrany
Fa mahery ilay Fanahy
Ka hitombo hery hatrany
Aminy ny fanompoana Anao


Eny mamy sy tiako koa
Raha ampaherezinao ireo kivy
Meteza ianao Fanahy oh
Hanova ireo tsy mino


REFRAIN: …


·