TOMPO Ö TY TANINDRAZANAY
Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
TOMPO Ö TY TANINDRAZANAY
Tompo ô ty Tanindrazanay
Fantatrao tsy miafina aminao
Teo ianao nanolo-tena ho anay
Hanankinanay ity Firenenay satria tsy mahay!
Ka mifon’e! ity Tandrindrazanay
Ka mifon’e! fa osa tsy mahay
Ka mifon’e! ty Nosindrazanay
Ka mifon’e!
Tompo ô ty Tanindrazanay
Fantatrao tsy miafina aminao
Andro maro no natolotrao
Nefa Tomponay fandrafiana indray no nasetrinay!
Tompo ô ty Tanindrazanay
Fantatrao tsy miafina aminao
Hamafiso ny finoanay
Ny finoana anao, natakalo izao tontolo izao!
RAKOTONIRINA Heriniaina