TOMPO Ô! TOMPOKO

Ampifafi

TOMPO Ô! TOMPOKO


1- Tompo ô! Tompoko
Na ho mafy aza ny fiainanay e
Matoky Anao tompoko


2- Izao andro izao no voalaza hoe : andro farany tokoa
Na ho mafy aza ny fiainanay e!
Matoky Anao Tompoko


3- Efa voalazan’ny soratra masina, F’amin’ny andro farany ho be tia tena
Ho tia vola ho mpantolo fo,
Misy aza moa tsy hanaja ny tompo


4- F’izaho kosa Tompo ô! Hiandry ny famindram-ponao
Na ho mafy aza ny fiainanay e!
Matoky Anao tompoko


5- Fa ianao manamafy fo, Efa voasoratra anie izao fiainantsika izao
Efa miseho ny famantarana e!
Ho avy tsy ho el any tomponao


6- Ndrao lahy hangahiahy, ka hiantso hoe : mianjerà aminay
Ry tendrombohitra sy havoana maro
Fa mafy loatra izao fiainana izao


7- F’izaho kosa hiantso hoe: mbola tsy tara ianao havako ô!
Mba mibebaha ianao mialà amin’ny ratsy
F’indro Jeso mbola tia anao
Indro Jeso mbola tia anao
INDRO JESO TENA TIA ANAO


·