Tompo ô reko ny feonao

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Tompo ô reko ny feonao


Tompo ô reko ny feonao
Feo mibitsika hoe……..
Anaka atolory Ahy ny fonao
Atolory Ahy ny fonao
Ary aoka ny masonao ho faly
(Mijery……..)
Mijery ny lalako


Jesosy Tompo ô inty aho
Manolo-tena ho Anao
Ka ny foko sasao sy anjakao
(Diovy……..)
Diovy ho tempolinao
(Mba ho fonenanao……)
Mba ho fonenana
(Ha……..ha……..ha……..)
Hatamana Anao


Tompo ô saotra no atolotro Anao
Noho ny fitiavanao
Fa na mpanota tsy mendrika ho zanakao
Dia mbola noraisinao
Mba ho iray latabatra Aminao
(Handray……..)
Handray ny fanasanao


·