Tompo ô!

CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)

Tompo ô!


TOMPO ô !


TOMPO ô ! Mba amposahy aminay ny Tavanao
Hanazava ny Fanahy hitoetra eo Aminao
Mba iraho ireo Anjely hampianatra aminay
F’ilay teninao ombieny Tompo ô jereo zahay


Miderà Azy ré
Hianareo zay mandré
Firenena maromaro no mihira ho Azy ré
Aoka tsy mba hifangaro ’lay Jehovah tsara ré


Asandrato ny Faneva hoan’ny Tanindrazanao
Fahendrena mihateza hiova olom-baovao
F’ilay tenim-pamonjena Didy folo mahasoa
Mba hoan’ny Firenena ho fanevam-piangonantsoa


Miderà Azy ré
Hianareo zay mandré
Firenena maromaro no mihira ho Azy ré
Aoka tsy mba hifangaro ’lay Jehovah tsara ré


Chorale Ny Feo Fihavaozana _ CNFF
A/C : RANDRIANASOLO Rodolphe
Arrangement : CNFF MUSIC


·