Tomoera

ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA

Tomoera


Tomoera amin’ny Tompo ianao , aza miala amin’ny teniny
f’Izy anie tia de tia afaka hanome
fiadanana ho anao
NY finoanao hatanjaho, tsy hivilivily na handao
Jeso irery anie no afaka hanome famonjena anao


       NY ady tsara izay atrehanao sy 
sy ny hasasarana
NY aina izay ikelezanao ,hody
hasambarana
Mpandresy(mpandresy),ianao
(ianao)
Satria ny Tompo mitsinjo anao.

Ny fonao ny aminao rehetra,
atolory Azy tsisy fetra
f’Izy irery anie,no afaka hanome
Fiadanana ho anao
Ny finoanao hatanjaho
tsy hivilivily na handao
Jeso irery anie no afaka hanome
Famonjena hoanao


       NY ady tsara izay atrehanao sy 
sy ny hasasarana
NY aina izay ikelezanao ,hody
hasambarana
Mpandresy(mpandresy),ianao
(ianao)
Satria ny Tompo mitsinjo anao.



Jean Fils Rakotomalala

·