Tokiko

None

Tokiko


Ianao, Ianao no làlana sy fiainana
Mitondra ho amin’ny fahasambarako
Toky azoko hifaharana
Ianao namorona ahy
Mahafantatra ny momba ahy
Ny ho aviko efa voalahatrao
Ho sambatra aho anilanao


Refr:
Izaho mino Anao
Satria Ianao efa nilaza fa
Mandrakizay Ianao tsy anary ahy
Tsy miova Ianao anio mandrakizay


Bridge:
Fiainam-baovao nampanantenain’ahy
Tany vaovao tsy misy ahiahy
Fahasambarana fiadanana
Tonga lafatra


·