Tojo anao

Mikanto Rabeson

Tojo anao


Vao nahatazana aho,
Dia menatrana ihany aho.
Nomenao tsiky malefaka aho,
Dia mirana ny tavako.


Ref: Natambatra ho iray ny lalanao sy ny lalako.
Mba higoka hamamiana,
Ho feno fitiavana tsy lany laniana.
Ny maso nifampijery,
Ny fo nitambatra fa tsy nifanery.
Ny hatsaranao no nambabo,
Hazavana namiratra tato anatiko tato.
Tato anatinako tato e e


Tazomiko ho ahy irery,
Hiaraka tsy hifamery.
Ho lamban’akoho,
Ny antsika roa dia hiara-dalana e!


Ref: Natambatra ho iray ny lalanao sy ny lalako.
Mba higoka hamamiana,
Ho feno fitiavana tsy lany laniana.
Ny maso nifampijery,
Ny fo nitambatra fa tsy nifanery.
Ny hatsaranao no nambabo,
Hazavan namintra tato anatiko.
Tojo anao… Eia,
Tojo anao… Eia.


©Mikanto Rabeson 2020


·