TOHIZO FA TSA MIPODY

Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)

TOHIZO FA TSA MIPODY


TOHIZO FA TSA MIPODY - FEO MAHAFALY NY ZIONA


Ry feo mahafaly tohizo hatrany ny asa fanompoana zay nekenao
Aza mba kivy na ketrak’izany fa mazotoa hatrany
Ry feo mahafaly tohizo hatrany ny asa fanompoana zay nekenao


REF :
Feon’Andriamanitra homba sy hitahy
ninona hidona ninona hiatra ; Tsy hanantahotra ;
ninona loza ‘zay mety ho ankaso ; Tsy asina hoe andraso
Tohizo tohizo tohizo ry FEO MAHAFALY e !
Tohizo tohizo reo asa fanompoana
Tohizo tohizo fa tsa mipody e !
Tohizo tohizo reo asa fitoriana e ! ia !


Ry feo mahafaly tohizo hatrany ny asa fitoriana zay ataonao
Aza mba kivy na mihemotra izany ; fa mirosoa hatrany
Ry feo mahafaly tohizo hatrany ny asa fitoriana zay ataonao
REF : …


AH…. OU…. TOHIZO HATRANY E !!!


T&F : RAVELOSON Fenosoa
FMZ


·