Toetra Tsy Manjary

LES JUVES

Toetra Tsy Manjary


                TOETRA TSY MANJARY 

1-Hianao izay mbola variana
Amin’ireny toetra tsy manjary eee
Hanenina any aoriana re hianao
Raha toa tsy miala amin’izany ee


Refrain:


        Papa eeeh mama eeeh
Zoky eeeh zandry eeeh
Andao eeh andao isika jiaby eeh
Hiova eeeh Hiala aaah
Amin'ireny toetra tsy manajary eeeh

LES JUVES
14 Mars 2021
VAVATENINA


·