TMG

Tsy kivy

TMG


Hatreto aloha zao de mitokana ny lelahy
Tsy kivy musique groupe nega baby
Ambarako anao raha toa ka tsy fatan’lah
Hoe, iaho raiky evao no namorona ny Rap sy RNB sy poezy
Ambarako anao fa tsy kivy ny bandy tsy m-crazy


Ref:
[Fiainanay izany oa
Zahay tsy hijanona
Na tsara na mora na sarotra mafy amboarinay milamina
Zahay tsy fanina fa bandy calme
Tsy kivy musique groupe sanatria ny tsy ho vanona eh]


Tsy kivy musique efa kopy elah
bandy mpanjakan’ ny Rap fatan’lah
Tsy kivy hono izy eh tsy laingany zany
Mpanenjika sy mpanaratsy ao afara
Raha vonona hifanitsana avia aty
Zahay tsy matahotra zany sanatria

Na ny vorona tonga de vĂ´hitsaka raha makaty
Sanatria aminay ny ho vizana jereko mikipy
(fa zahay de tsy kivy eh )*2 zahay efa zay

Na de atĂ´nareo( jiolahmboto)*2
Fa inona ny fanalavana ny (TMG)*2
(Tsy kivy)*3 (musique groupe )*2


Ity misy tantara kely hoanareo:


Mba sendra nandeha tsy kivy groupe
Ataovy next agny io fa mandany ny (essence ny groupe )*2
Novidiko tany antsena ny DVD tsy kivy musique groupe
Dia halany neny sy bebe fa hoe hirana jiolahymboto
(Mama)*4 (ividiano DVD )*2
Tsy kivy musique groupe etsy (amoron ‘arabe )*2
Fa inona tsara’ ty mampihomehy
Hirana jiolahymboto no (handaniko volabe )*2


·