TILY AHO KA MATOKIA
Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
TILY AHO KA MATOKIA
- Efa reko hatry ny elabe
Ny antsonao ry Taniko
Ary Tsapako tokoa izao
Izany hetahetanao
Ka vonona aho ny hanasoa anao
Ry tany tiako, mamikoo
Fa Tily aho ka matokia ianao,
Ny aiko re no fetrako
Ianao ry Fiangonako
Mila olom-baovao
Feno hery sady vonton’ny Fanahy
Ka hijoro tena sahy
Raha asa fitoriana no atao
Efa vonona aho izao
Fa Tily aho ka matokia ianao
Ny aiko re no fetrakooo…