TIAVA NY NAMANAO
A.SA.FI
TIAVA NY NAMANAO
Inona moa ny ho soa Azonao
Raha ianao ihany no fantatrao
Tsy miraraha ny hafa tsotra Izao
Tadidio fa misy ilay didy izay nomen’ny ray
Dia ny mba hitiavanao ny namanao
Inona moa ny ho soa Azonao
Raha ianao ihany no fantatrao
Tsy miraraha ny hafa tsotra Izao
Tadidio fa misy ilay didy izay nomen’ny ray
Dia ny mba hitiavanao ny namanao
Fa nanafatra i Jesoa ny fahavalo ihany koa
Dia mila tiavina amin’ny Fo
Tsy ho vitan’ny herinao mandehana angatao
Ny fanahy masina anampy anao