Tiako ry Tompo
Antokom-pihira Vetson'i Siona
Tiako ry Tompo
I. Tiako ry Tompo ny handray Anao
Indrisy tsy mendrika aho
Mpanota ratsy loatra
Endrey ny hafalian’izay mandray anao
Mahazo hery be
Lavitra anao toa sasa-poana
Raha sendra fahoriana Miady irery re
II. Aza ariana aho fa zanakao
Iza no mba hiantako (iza no hiantako)
Raha tsy eo ianao Tompo ô (ianao Tompo ô)
III. Indray andro any ka miady aina
Aza alavirina re (aza alavirina)
F’ianao no tokiko (ianao no tokiko)
© Vetson’i Siona