tiako ny mihira
None
tiako ny mihira
Tiako ny mihira ho Anao
Raiko ô ô
Tsara eo anilanao eo e!
Tompoko
Tiako ny mihira ho Anao
Raiko ô ô
Tsara eo anilanao eo e!
Tompoko
Fiderana sy hosana
No asandratray
Saotra sy fankalazana
Ho Anao ry Ray e!
Tsisy hahasaraka anay Aminao
Fa ho mandrakizay e
Eo akaikinao
Tsisy hahasaraka anay Aminao
Fa ho mandrakizay e
Eo akaikinao
N’iza n’iza hankahala sy hanenjika
Ianao manda fiarovako
N’iza n’iza hankahala sy hanenjika
Ianao manda fiarovako