Tiako ny anilanao

Asafia Ambodihady

Tiako ny anilanao

Tiako ny anilanao, mahatsiaro fahasambarana foana aho e!
Mipody tsiky jiaby ireo talaho e!
Tabataban’ireo tsy tia ireo tsy ahoako
Endrikendrika etsy sy ery tsy hitalahoako fa…

Anilanao zaho tamana
Misy hafaliana feno fitiavana
Fitiavanao Ray ampy ahy
Eny ampy ijoroako hampandresy ny finoako
N’inona mandreraka ny loha (oooh)
Ianao no vatolampy heriko (oooh)
N’inona zay zava-mampanahy
Izaho hangina fa Ianao hiady ho ahy
Mpandresy aho amin’ny alalanao mpandresy aho
Hitoetra anilanao mpandresy aho

A/C: Dera Dafr

·