Tiako Ianao Jesoa

Gasy Tsara Midera

Tiako Ianao Jesoa


Ref:
Tiako Ianao Jesoa, tena tiako
Satria Ianao efa fa tia ahy taloha
Nividy ahy tamin’ny rànao soa
Efa very aho, raha tsy teo Ianao
Andriamanitra tsara fanahy, Tompo be fitiavana.


Sarobidy loatra amiko, ny namonjenao ahy Jesoa
Ka dia ho dradradradraiko ho rehan’izao tontolo izao, fa mamiko Ianao. (x2)


Ref:
Tiako Ianao Jesoa, tena tiako
Satria Ianao efa fa tia ahy taloha
Nividy ahy tamin’ny rànao soa
Efa very aho, raha tsy teo Ianao
Andriamanitra tsara fanahy, Tompo be fitiavana.


….


Tsy ho voavaliko izay nataonao tamiko Tompo ô!
Inty ny tenako, atolotro Anao, ka hanjakao, oôôôh!! (x2)


Ref:
Tiako Ianao Jesoa, tena tiako
Satria Ianao efa fa tia ahy taloha
Nividy ahy tamin’ny rànao soa
Efa very aho, raha tsy teo Ianao
Andriamanitra tsara fanahy, soa be fitiavana. (X2)


Andriamanitra tsara fanahy, Tompo be fitiavana.


·