TIAKO IANAO

GROUPE TAMIA - TOKY NIAINA FEAT RAVAKA

TIAKO IANAO

REF:
Efa hatry ny ela no efa tiako Ianao
Dia hifikitra aho, n’aiza mety alehako
N’inona hitranga hitokiako Ianao Jeso
Tiako ho fantatrao fa tena tiako Ianao

Tompo ô tsaroako ny fitiavanao
Inty mpanompo efa hatramin’izao
Niantso aho novalianao
Tsy haiko ny tsy hisaotra Anao ry Tompo

Tompo ô afoiko ny fiainako
Hoentiko hanompo Anao mandrakizay
Sahirana aho novonjenao
Tsy haiko ny tsy hisaotra Anao ry Tompo

REF:
Efa hatry ny ela no efa tiako Ianao
Dia hifikitra aho (Anilanao), n’aiza mety alehako
N’inona hitranga hitokiako Ianao Jeso
Tiako ho fantatrao (ho fantatrao) fa tena tiako Ianao

BRIDGE:
Niantso aho, novalianao
Nanehoanao fahagagana
Sahirana aho novonjenao
Tsy haiko ny tsy hisaotra Anao ry Tompo

Tompo ô tsaroako ny fitiavanao
Inty mpanompo efa hatramin’izao
Sahirana aho novonjenao
Tsy haiko ny tsy hisaotra Anao ry Tompo

REF: (X2)

·