Tia anao jeso

FEO MIRINDRA

Tia anao jeso


Ny fiainanao,momba ahy rehetra koa
Dia satrin’ny ray,hiarahiasa ahasoa avokoa
Ka izay miseho,sy izay rehetra mitranga ety
Dia fantaro fa Jeso tena tia


Ref: Tia anao Jeso,manolotra ny tanany ho tantananao
Tia anao Jeso,manolotra ny fony manontolo
Tia anao Jeso,ka manome ny ainy,foiny anavotana anao
Tia anao Jeso,nanaiky hisolo


…Anio,omeno ny fonao
Valio,izao anio izao…


·