Teraka ao am-po Jeso

STK Ambohijanaka fivoarana

Teraka ao am-po Jeso


And. :
Teraka anio Jeso lay tompo tena tsara re e
Mba hanavotany anao sy ahy no nahatongavany izao
Teraka ao am-po Jeso lay tompo tena tsara re e
Koa asandrato mafy ny ahaleloia ho an’Andriamanitra ray


Ref. :
Andao isika hifay e
Andao isika hioby
Andao isika hidera
An’Andriamanitra ray


Bridge :
Voninahitra ho an’Andriamanitra ray
Ary fiadanana ho an’ny olona


·